1 Jaona 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fantatsika fa hoatran’ny hoe efa maty isika taloha, nefa velona indray izao,+ satria tiantsika ny rahalahintsika.+ Izay tsy tia kosa dia hoatran’ny hoe maty ihany.+ 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 17
14 Fantatsika fa hoatran’ny hoe efa maty isika taloha, nefa velona indray izao,+ satria tiantsika ny rahalahintsika.+ Izay tsy tia kosa dia hoatran’ny hoe maty ihany.+