1 Jaona 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao tokoa ny didiny: Tokony hino ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ isika sady hifankatia,+ araka ilay didy nomeny antsika. 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:23 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 18-19
23 Izao tokoa ny didiny: Tokony hino ny anaran’i Jesosy Kristy Zanany+ isika sady hifankatia,+ araka ilay didy nomeny antsika.