1 Jaona 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tafaray aminy foana koa izay mankatò ny didiny, ary izy ho tafaray amin’izany olona izany.+ Ary ilay fanahy nomeny antsika no ahafantarantsika fa tafaray amintsika foana izy.+ 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:24 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 18-19
24 Tafaray aminy foana koa izay mankatò ny didiny, ary izy ho tafaray amin’izany olona izany.+ Ary ilay fanahy nomeny antsika no ahafantarantsika fa tafaray amintsika foana izy.+