1 Jaona 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy.+ Raha mifankatia foana anefa isika, dia ao amintsika foana Andriamanitra ary natao lavorary ao am-pontsika ny fitiavany.+ 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:12 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/1986, p. 22
12 Mbola tsy nisy nahita an’Andriamanitra mihitsy.+ Raha mifankatia foana anefa isika, dia ao amintsika foana Andriamanitra ary natao lavorary ao am-pontsika ny fitiavany.+