1 Jaona 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny alalan’ny rano sy ny ra no nahatongavan’i Jesosy Kristy. Tsy tamin’ny alalan’ny rano ihany,+ fa tamin’ny alalan’ny rano sy ny ra.+ Ary ny fanahy no mijoro ho vavolombelona,+ satria ny fanahy no fahamarinana. 1 Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:6 w08 15/12 27-28 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:6 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/2008, p. 27-2815/10/1986, p. 23
6 Tamin’ny alalan’ny rano sy ny ra no nahatongavan’i Jesosy Kristy. Tsy tamin’ny alalan’ny rano ihany,+ fa tamin’ny alalan’ny rano sy ny ra.+ Ary ny fanahy no mijoro ho vavolombelona,+ satria ny fanahy no fahamarinana.