2 Jaona 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Haneho hatsaram-panahy miavaka* sy hamindra fo amintsika ilay Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Zanaky ny Ray, sady hanome fiadanana antsika. Hampianatra antsika ny fahamarinana koa izy ireo sady ho tia antsika.
3 Haneho hatsaram-panahy miavaka* sy hamindra fo amintsika ilay Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Zanaky ny Ray, sady hanome fiadanana antsika. Hampianatra antsika ny fahamarinana koa izy ireo sady ho tia antsika.