2 Jaona 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao àry no angatahiko aminao, ry vehivavy voafidy: Andao isika rehetra hifankatia.—Tsy didy vaovao anefa izao soratako aminao izao, fa didy efa azontsika hatramin’ny voalohany.+—
5 Izao àry no angatahiko aminao, ry vehivavy voafidy: Andao isika rehetra hifankatia.—Tsy didy vaovao anefa izao soratako aminao izao, fa didy efa azontsika hatramin’ny voalohany.+—