2 Jaona 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay rehetra mihoa-pefy ka tsy manaraka an’izay nampianarin’i Kristy intsony, dia tsy manaiky an’Andriamanitra.+ Izay manaraka an’izany fampianarana izany foana kosa no manaiky ny Ray sy ny Zanaka.+ 2 Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 andininy 9 w24.08 29, 31 2 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 57 Fandalinana, Boky 2,
9 Izay rehetra mihoa-pefy ka tsy manaraka an’izay nampianarin’i Kristy intsony, dia tsy manaiky an’Andriamanitra.+ Izay manaraka an’izany fampianarana izany foana kosa no manaiky ny Ray sy ny Zanaka.+