Apokalypsy 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tonga dia noraisin’ilay anjely anefa ilay fitaovana fandoroana emboka manitra, ka nofenoiny afo avy teo amin’ny alitara. Dia natsipiny mafy tetỳ an-tany ilay afo, ka nisy kotroka sy feo sy tselatra+ ary horohoron-tany. Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:5 w09 15/1 32; re 131 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 32 Apokalypsy, p. 131
5 Tonga dia noraisin’ilay anjely anefa ilay fitaovana fandoroana emboka manitra, ka nofenoiny afo avy teo amin’ny alitara. Dia natsipiny mafy tetỳ an-tany ilay afo, ka nisy kotroka sy feo sy tselatra+ ary horohoron-tany.