Apokalypsy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nahita voromahery nanidina teny afovoan’ny lanitra aho, dia henoko izy niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay mipetraka eny ambonin’ny tany, satria efa hitsoka trompetra ny anjely telo ambiny!”+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:13 re 141; w90 1/7 31; w89 15/3 12-13 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:13 Apokalypsy, p. 141 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1990, p. 3115/3/1989, p. 12-13
13 Ary nahita voromahery nanidina teny afovoan’ny lanitra aho, dia henoko izy niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay mipetraka eny ambonin’ny tany, satria efa hitsoka trompetra ny anjely telo ambiny!”+