Apokalypsy 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanana rambo misy fanindronana hoatran’ny maingoka koa izy ireo. Ary tao amin’ny rambony no nisy ny hery* nahafahany nampijaly olona nandritra ny dimy volana.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:10 w09 15/1 32; re 146-148 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:10 Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2009, p. 32 Apokalypsy, p. 146-148
10 Nanana rambo misy fanindronana hoatran’ny maingoka koa izy ireo. Ary tao amin’ny rambony no nisy ny hery* nahafahany nampijaly olona nandritra ny dimy volana.+