Apokalypsy 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahenina.+ Dia naheno feo avy teo amin’ny tandrok’ilay alitara volamena+ teo anatrehan’Andriamanitra aho. Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:13 re 148 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:13 Apokalypsy, p. 148
13 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahenina.+ Dia naheno feo avy teo amin’ny tandrok’ilay alitara volamena+ teo anatrehan’Andriamanitra aho.