Apokalypsy 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nahita anjely mahery hafa iray nidina avy any an-danitra aho. Nitafy* rahona izy, sady nisy avana teo amin’ny lohany. Hoatran’ny masoandro ny tarehiny,+ tahaka ny andry afo ny tongony, Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:1 re 155; w89 15/1 13-14; w89 15/3 13 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:1 Apokalypsy, p. 155 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1989, p. 1315/1/1989, p. 13-14
10 Ary nahita anjely mahery hafa iray nidina avy any an-danitra aho. Nitafy* rahona izy, sady nisy avana teo amin’ny lohany. Hoatran’ny masoandro ny tarehiny,+ tahaka ny andry afo ny tongony,