Apokalypsy 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niteny tamiko indray ilay feo henoko avy any an-danitra+ hoe: “Mandehana raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:8 re 158-160 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:8 Apokalypsy, p. 158-160
8 Niteny tamiko indray ilay feo henoko avy any an-danitra+ hoe: “Mandehana raiso ilay horonam-boky mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo ambonin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.”+