Apokalypsy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisy nilaza tamiko hoe: “Tsy maintsy mbola maminany momba ny vahoaka sy firenena sy olona samy hafa fiteny* ary mpanjaka maro ianao.” Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:11 re 158-160 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:11 Apokalypsy, p. 158-160
11 Ary nisy nilaza tamiko hoe: “Tsy maintsy mbola maminany momba ny vahoaka sy firenena sy olona samy hafa fiteny* ary mpanjaka maro ianao.”