Apokalypsy 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ny tanànan’ny firenena rehetra. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homeny an’ilay kaopy misy ny divainy, izany hoe ny fahatezerany mafy.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:19 re 234 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:19 Fandalinana, Boky 1, Apokalypsy, p. 234
19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ny tanànan’ny firenena rehetra. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homeny an’ilay kaopy misy ny divainy, izany hoe ny fahatezerany mafy.+