Apokalypsy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Izao no lazaiko amin’izay rehetra maheno ny tenin’ny faminaniana ato amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo,+ dia hampian’Andriamanitra ny loza hanjo azy, izany hoe ny loza voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.+ Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:18 re 318 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:18 Fandalinana, Boky 1, Apokalypsy, p. 318
18 “Izao no lazaiko amin’izay rehetra maheno ny tenin’ny faminaniana ato amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo,+ dia hampian’Andriamanitra ny loza hanjo azy, izany hoe ny loza voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.+