Genesisy 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary rehefa niantsinanana ny olona, dia nahita lemaka* iray tao amin’ny tany Sinara,+ ka nanorim-ponenana tao.
2 Ary rehefa niantsinanana ny olona, dia nahita lemaka* iray tao amin’ny tany Sinara,+ ka nanorim-ponenana tao.