Genesisy 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa hoy i Jakoba: “Fantatry ny tompoko tsara fa mora reraka ny ankizy, ary mampinono ny ondry sy omby entiko.+ Koa raha entina haingana loatra ao anatin’ny iray andro ireo, dia ho faty ny andiam-biby rehetra.+
13 Fa hoy i Jakoba: “Fantatry ny tompoko tsara fa mora reraka ny ankizy, ary mampinono ny ondry sy omby entiko.+ Koa raha entina haingana loatra ao anatin’ny iray andro ireo, dia ho faty ny andiam-biby rehetra.+