Eksodosy 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Farao: “Izaho mihitsy no handefa anareo,+ ary hanao sorona tokoa ho an’i Jehovah Andriamanitrareo any an-tany efitra ianareo.+ Fa aza mandeha lavitra loatra fotsiny. Ary mba italahoy any aho.”+
28 Dia hoy i Farao: “Izaho mihitsy no handefa anareo,+ ary hanao sorona tokoa ho an’i Jehovah Andriamanitrareo any an-tany efitra ianareo.+ Fa aza mandeha lavitra loatra fotsiny. Ary mba italahoy any aho.”+