Eksodosy 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Ary raha mamely ny mason’ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ny olona iray, ka manimba ny masony, dia halefany handeha izy mba ho olona afaka. Izany no onitra noho ny masony.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:26 Fandalinana, Boky 1,
26 “Ary raha mamely ny mason’ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ny olona iray, ka manimba ny masony, dia halefany handeha izy mba ho olona afaka. Izany no onitra noho ny masony.+