Eksodosy 38:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ny kovetabe varahina+ sy ny tongony varahina, dia nataony tamin’ny fitaratr’ireo vehivavy izay nanao ny fanompoana voalamina teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 38:8 w15 1/4 15 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 38:8 Ny Tilikambo Fiambenana,1/4/2015, p. 15
8 Ary ny kovetabe varahina+ sy ny tongony varahina, dia nataony tamin’ny fitaratr’ireo vehivavy izay nanao ny fanompoana voalamina teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+