-
Eksodosy 38:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Ary ireo sekely volafotsy dimy amby fitopolo sy fitonjato sy arivo, no nanaovany fantsika fanantonana teo amin’ireo andry. Dia nopetahany takela-bolafotsy ny tampon’ireo andry, ary nampifampitohiziny ireo andry.
-