Levitikosy 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hofafazany+ ra impito+ ilay manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio ilay olona.+ Ary halefany handeha ilay vorona velona.+
7 Ary hofafazany+ ra impito+ ilay manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio ilay olona.+ Ary halefany handeha ilay vorona velona.+