51 Dia halainy ny rantsankazo sedera sy ny hysopa+ sy ny kofehy mena midorehitra ary ilay vorona velona, ka hatsobony ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina sy ao amin’ilay rano avy amin’ny rano mandeha. Ary hafafiny+ impito+ manandrify an’ilay trano izany.