Nomery 3:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ny anaran’ny lahimatoa rehetra amin’ny zanak’Israely hatramin’ny iray volana no ho miakatra,+ ka raiso ny isany.
40 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ny anaran’ny lahimatoa rehetra amin’ny zanak’Israely hatramin’ny iray volana no ho miakatra,+ ka raiso ny isany.