-
Nomery 8:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Izao no hampiharina amin’ny Levita: Ny dimy amby roapolo taona no ho miakatra no hiditra ho isan’ireo manao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana.
-