Nomery 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ary koa ny toetry ny tany, na lonaka na tsia,+ na misy hazo na tsia. Koa aoka ianareo ho be herim-po,+ ary makà amin’ny vokatry ny tany.” Fotoana fahamasahan’ny voaloboka tamin’izay, dia ny voaloboka vokatra voalohany.+
20 ary koa ny toetry ny tany, na lonaka na tsia,+ na misy hazo na tsia. Koa aoka ianareo ho be herim-po,+ ary makà amin’ny vokatry ny tany.” Fotoana fahamasahan’ny voaloboka tamin’izay, dia ny voaloboka vokatra voalohany.+