Nomery 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+
10 Niresaka ny hitora-bato+ azy roa lahy anefa ny vahoaka manontolo. Dia niseho teo ambonin’ny tranolay fihaonana, teo imason’ny zanak’Israely rehetra, ny voninahitr’i Jehovah.+