Nomery 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa ankehitriny re, aoka hiseho ny halehiben’ny herinao,+ Jehovah ô, araka ny teninao hoe: