Nomery 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+
30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+