Nomery 14:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 eny, ireo lehilahy ireo, izay nilaza zavatra ratsy momba ilay tany, dia ho fatin’ny loza avy amin’i Jehovah.+
37 eny, ireo lehilahy ireo, izay nilaza zavatra ratsy momba ilay tany, dia ho fatin’ny loza avy amin’i Jehovah.+