Nomery 14:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Fa eo anoloanareo ny Amalekita sy ny Kananita,+ ka ho lavon-tsabatra ianareo, satria niala tsy nanaraka an’i Jehovah, ka tsy homba anareo intsony i Jehovah.”+
43 Fa eo anoloanareo ny Amalekita sy ny Kananita,+ ka ho lavon-tsabatra ianareo, satria niala tsy nanaraka an’i Jehovah, ka tsy homba anareo intsony i Jehovah.”+