Nomery 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa tsy ampy anao angaha ny nitondranao anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra,+ no mbola mitady hanjakazaka aminay toy ny andriana koa ianao?+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Fa tsy ampy anao angaha ny nitondranao anay niala tany amin’ny tany tondra-dronono sy tantely mba hahafaty anay atỳ an-tany efitra,+ no mbola mitady hanjakazaka aminay toy ny andriana koa ianao?+