Nomery 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary tsy nampiditra anay tany amin’izay tany tondra-dronono sy tantely+ akory ianao, sady tsy nanome anay saha sy tanimboaloboka ho lovanay. Fa ny mason’ireo olona ireo mihitsy ve no tianao hopotsirina e? Tsy hiakatra any izahay!”
14 Ary tsy nampiditra anay tany amin’izay tany tondra-dronono sy tantely+ akory ianao, sady tsy nanome anay saha sy tanimboaloboka ho lovanay. Fa ny mason’ireo olona ireo mihitsy ve no tianao hopotsirina e? Tsy hiakatra any izahay!”