-
Nomery 16:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Koa samy naka ny fitondrana afony izy ireo, dia nanisy afo sy emboka manitra teo amboniny, ka nijoro teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, niaraka tamin’i Mosesy sy Arona.
-