Nomery 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niankohoka izy roa lahy ka nilaza hoe: “Andriamanitra ô, Andriamanitra manome aina ny karaza-nofo rehetra ianao.+ Olona iray monja ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:22 Fandalinana, Boky 1,
22 Dia niankohoka izy roa lahy ka nilaza hoe: “Andriamanitra ô, Andriamanitra manome aina ny karaza-nofo rehetra ianao.+ Olona iray monja ve no nanota dia tezitra amin’ny vahoaka manontolo ianao?”+