Nomery 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ izay hotehirizina ho famantarana+ ho an’ny zanaky ny fikomiana,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.” Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:10 Fandalinana,
10 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ izay hotehirizina ho famantarana+ ho an’ny zanaky ny fikomiana,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.”