Nomery 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa hoy ihany i Edoma: “Efa hoe tsy mahazo mandalo ianao!”+ Ary nivoaka hitsena azy i Edoma,+ niaraka tamin’ny vahoaka be sy tafika mahery.
20 Fa hoy ihany i Edoma: “Efa hoe tsy mahazo mandalo ianao!”+ Ary nivoaka hitsena azy i Edoma,+ niaraka tamin’ny vahoaka be sy tafika mahery.