Nomery 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nohenoin’i Jehovah ny Israely ka natolony azy ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Ary nataon’izy ireo hoe Horma+ ny anaran’ilay toerana.
3 Koa nohenoin’i Jehovah ny Israely ka natolony azy ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Ary nataon’izy ireo hoe Horma+ ny anaran’ilay toerana.