-
Nomery 23:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nankeo amin’i Balaka izy, ary indreo fa teo anilan’ny fanatitra dorana natolony i Balaka sy ireo andrianan’i Moaba. Ary hoy i Balaka tamin’i Balama: “Inona no nolazain’i Jehovah?”
-