Nomery 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Balaka: “Andao re hoentiko ho any an-toeran-kafa indray ianao e! Angamba ho tsara eo imason’ilay tena Andriamanitra izany, ka hanozona an-dry zareo tokoa ianao rehefa any.”+
27 Ary hoy i Balaka: “Andao re hoentiko ho any an-toeran-kafa indray ianao e! Angamba ho tsara eo imason’ilay tena Andriamanitra izany, ka hanozona an-dry zareo tokoa ianao rehefa any.”+