Nomery 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ireto avy ny taranak’i Simeona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Nemoela+ ny fianakavian’ny Nemoelita, avy tamin’i Jamina+ ny fianakavian’ny Jaminita, avy tamin’i Jakina+ ny fianakavian’ny Jakinita,
12 Ary ireto avy ny taranak’i Simeona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Nemoela+ ny fianakavian’ny Nemoelita, avy tamin’i Jamina+ ny fianakavian’ny Jaminita, avy tamin’i Jakina+ ny fianakavian’ny Jakinita,