Nomery 26:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ireto avy ny taranak’i Gada,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Zefona ny fianakavian’ny Zefonita, avy tamin’i Hagy ny fianakavian’ny Hagita, avy tamin’i Sony ny fianakavian’ny Sonita,
15 Ary ireto avy ny taranak’i Gada,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Zefona ny fianakavian’ny Zefonita, avy tamin’i Hagy ny fianakavian’ny Hagita, avy tamin’i Sony ny fianakavian’ny Sonita,