Nomery 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary ireto avy ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sereda ny fianakavian’ny Seredita, avy tamin’i Elona ny fianakavian’ny Elonita, avy tamin’i Jahalela+ ny fianakavian’ny Jahalelita.
26 Ary ireto avy ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Sereda ny fianakavian’ny Seredita, avy tamin’i Elona ny fianakavian’ny Elonita, avy tamin’i Jahalela+ ny fianakavian’ny Jahalelita.