Nomery 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ny zanakalahin’i Bela dia i Arda sy Namàna:+ Avy tamin’i Arda ny fianakavian’ny Ardita, avy tamin’i Namàna ny fianakavian’ny Namanita.
40 Ny zanakalahin’i Bela dia i Arda sy Namàna:+ Avy tamin’i Arda ny fianakavian’ny Ardita, avy tamin’i Namàna ny fianakavian’ny Namanita.