Nomery 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Maty tany an-tany efitra ny rainay,+ nefa tsy mba anisan’ilay vahoaka nanohitra an’i Jehovah niaraka tamin’ny olon’i Kora.+ Maty noho ny fahotany ihany ny rainay,+ nefa tsy mba nanan-janakalahy.
3 “Maty tany an-tany efitra ny rainay,+ nefa tsy mba anisan’ilay vahoaka nanohitra an’i Jehovah niaraka tamin’ny olon’i Kora.+ Maty noho ny fahotany ihany ny rainay,+ nefa tsy mba nanan-janakalahy.