Nomery 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny fanatitra varimbazaha hampiarahina amin’ireo dia lafarinina tsara toto nafangaro menaka: Lafarinina telo ampahafolon’ny efaha no hampiarahina amin’ilay omby, roa ampahafolon’ny efaha kosa amin’ilay ondrilahy,+
9 Ny fanatitra varimbazaha hampiarahina amin’ireo dia lafarinina tsara toto nafangaro menaka: Lafarinina telo ampahafolon’ny efaha no hampiarahina amin’ilay omby, roa ampahafolon’ny efaha kosa amin’ilay ondrilahy,+