Nomery 29:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota, ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.+
16 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota, ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.+