Nomery 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Manolora koa osilahy iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.
22 Manolora koa osilahy iray ho fanatitra noho ny ota,+ ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka, mbamin’ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.